lundi 30 septembre 2019

FA MANINONA NO TSY METY MAHAZO ZAZA ?

⭕ Hita maro eny amin'ny fiaraha-monina izy ity, rehefa tonga ilay fotoana anirina azy. Ao ny hoe nanorina tokantrano ka dia mitady zaza, ao koa ny fanirina natoraly te ananjanaka ao anatin'ny vehivavy, misy fotoanany io ary tena mirongatra be io fanirina te ananjanaka io rehefa mandalo (Eny fa na dia tsy mbola nanambady...