๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ญ ๐๐๐๐๐
๐๐́๐
Rรฉf : ๐๐๐-๐ฌ๐ฌ๐ญ
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ฐ๐ฟ๐ผ๐ถ๐๐ฒ́๐ฒ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐๐-๐ฌ๐ฌ๐ฎ
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ฐ๐ฟ๐ผ๐ถ๐๐ฒ́๐ฒ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐๐ -๐ฌ๐ฌ๐ญ๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฐ̧๐ผ๐ป๐ป๐ถ๐พ๐๐ฒ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐๐ -๐ฌ๐ฌ๐ฎ
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฐ̧๐ผ๐ป๐ป๐ถ๐พ๐๐ฒ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฐ̧๐ผ๐ป๐ป๐ถ๐พ๐๐ฒ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐๐ข-๐ฌ๐ฌ๐ญ
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ล๐ถ๐น ๐ฑ'๐๐ผ๐ฟ๐๐
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐๐ฃ-๐ฌ๐ฌ๐ญ
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ฒ́๐๐ผ๐ถ๐น๐ฒ ๐ฎ̀ ๐๐ถ๐ ๐ฏ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ต๐ฒ๐ ๐ฒ๐ ๐ฑ๐ผ๐๐๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐๐ฒ๐น๐น๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐ฆ๐ฎ๐ถ๐ป๐ ๐ฃ๐ฎ๐๐ฟ๐ผ๐ป
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ฒ́๐๐ผ๐ถ๐น๐ฒ ๐ฎ̀ ๐๐ถ๐ ๐ฏ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ต๐ฒ๐ ๐ฒ๐ ๐ฑ๐ผ๐๐๐ฒ ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐๐ฒ๐น๐น๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐ฆ๐ฎ๐ถ๐ป๐ ๐ฃ๐ฎ๐๐ฟ๐ผ๐ป
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐ฆ๐ก-๐ฌ๐ฌ๐ญ
๐ฃ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฟ๐ฒ ๐ฑ'๐๐ด๐ฎ๐๐ฒ ๐ก๐ผ๐ถ๐ฟ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
๐ฃ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ฟ๐ฒ ๐ฑ'๐๐ด๐ฎ๐๐ฒ ๐ก๐ผ๐ถ๐ฟ
Inoxydable
Taille : 8 - 10 - 12
=========
Rรฉf : ๐๐๐-๐ฌ๐ฌ๐ญ
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ฑ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฒ
Inoxydable
Taille : 6 - 8 - 10
๐๐ฎ๐ด๐๐ฒ ๐ฑ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฒ
Inoxydable
Taille : 6 - 8 - 10
[][][][][][][][]
"๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐"
๐ฉ๐๐ฅ๐๐ฌ๐ : Eau de cologne (Manitra) + Vato Onyx + Hery avy amin'ny Sorabe dia entina hiarovana, sy hanalana ny hery na ody na fanahy ratsy amin'ny olona na toerana rehetra, toy ny :
- Trano misy hery ratsy ka mahatonga fikorotanana ao an-tokantrano.
- Trano tsy mety vita noho ny fisian'izay hery ratsy na mosavy.
- Trano na tany tsy mety lafo.
- Trano na birao fandraisana olona, ka tsara raha arovana sy diovina, satria maro ny olona mifamezivezy, tsy hay izay hisopatra na mitondra hery ratsy.
- Toeram-piasana.
- Fiarovana ny tsena na varotra mba tsy ho azon'ny tsatoka ataon'olona misopatra (Vao misy Tsatoka dia lasa tsy mandeha ny tsena ka mahatonga fatiantoka, sns...)
- Fanadiovana ny fiara fitateram-bahoaka. (Karazan'olona maro no miditra ao anatin'ireny ka mila fanadiovana, analana ireo "enรฉrgie nรฉgative" entin'olona mivezivezy ao)
- Fanadiovana ny fiara tsotra. (Tsy ay izay zavadratsy na fiainana efa natao tao, mila alร na ireny fa mahatonga tsy fahatomombanana)
- Fiarovana sy fidiovana rehefa mandeha mandevina na mandalo fasana, mba tsy arahan-dolo na herim-panahy ratsy.
- Fiarovana rehefa mandeha amin'ny alina mba tsy hisehoan-javatra hafahafa na arahan-dolo na herim-panahy ratsy hafa.
- Fiarovana amin'ny mpamosavy.
- ...

๐ฉ๐๐๐๐ก๐ง๐ : Eau de cologne (Manitra) + Hery avy amin'ny Sorabe.
Dia tsy hampanakarena anao akory, fa kosa vokatra iray avy eto @ Pejy Tsiambaratelom-piainana, izay hanampy anao. Toy ny :
- Manana vola tsara rindra.
- Manampy ny vintana ara-bola.
- Manampy ny herim-ponao ho tonga vokatra tsara.
- Misarika ny vola izay tokony ho anjaranao, nefa mivily any amin’ny hafa. Amin’ny resaka asa na fifaninanana ara-barotra, sns …
- Mitazona ny vola tsy ho lanilany foana.
- Fiarovana ny vola tsy ho lasa any amin’ny zavatra tsy misy dikany.
- Fiarovana amin’ny trosa.
- Manampy amin'ny zavatra tsy mety lafo.

========
๐๐๐๐๐๐๐ : Eau de cologne (Manitra fofona) + Hery avy amin'ny Sorabe.
Dia manampy anao, raha toa ka manana olana eo amin'ny resaka fitiavana, toy ny :
- Tsy maharitra amin'izay olona hiarahana, fa vetivety dia misaraka
- Tsy mety tafiditra anaty fanambadiana.
- Tsy ambinina amin'ny fitiavana.
- Maditra vady.
- Mikorontana ara-tokantrano
- Sy ny lafiny ara-potiavana samihafa...