🔲 𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 - 𝗧𝗦𝗘𝗡𝗔 - 𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡𝗔 : Betsaka ny tsy tia, maro ny mpamingana, tsy vitsy ny mpisopatra, ary tsy kely lalana ny ratsy.
⭕ 𝗩𝗢𝗥𝗜𝗞𝗔 - 𝗠𝗢𝗦𝗔𝗩𝗬 - 𝗦𝗢𝗣𝗔𝗧𝗥𝗔 - 𝗧𝗦𝗔𝗧𝗢𝗞𝗔 - 𝗢𝗗𝗬 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗬 - 𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗬 : Efa maro ny fanazavana momba izany teto amin'ny pejin'ny Tsiabaratelom-piainana, fa eto kosa dia ny FIAROVANA iray amin'izany no atolotray arakin'ny fangatahan'ny maro tao amin'ny hafatra miafina.
=======================
𝗞𝗢𝗥𝗢𝗔𝗞𝗔 no natao anarany.
- 𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒎𝒐𝒂 𝒊𝒛𝒚 𝒊𝒐 ?
🔹Fiarovana manokana natao ao an-TRANO na TSENA na TOERAM-PIASANA amin'ny Vorika, Mosavy, Sopatra, Tsatoka, Ody ratsy, Hery ratsy samihafa...
- 𝑽𝒊𝒕𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑲𝑶𝑹𝑶𝑨𝑲𝑨 ?
🔹Vita amin'ny Vy kitrotsoavaly efa niasa taloha be, notefena tefy gasy anome ny endriny mba ho tonga FIAROVANA.
- 𝑭𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝑽𝒚 𝒌𝒊𝒕𝒓𝒐𝒕𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒍𝒚 ?
🔹 Ny Vy kitrotsoavaly efa niasa efa taloha be dia misintona HERY TSARA, ary miaro amin'ny HERY RATSY. (Efa nisy fanazavana momba izay teto amin'ny pejy tamin'ny niresaka PERATRA FIAROVANA, afaka jerena ao ambany ao izany).
🔹Tsy rehefa kitrotsoavaly nefa dia mety avokoa, ary tsy rehefa kitrotsoavaly atao manome endrika KOROAKA toy izao dia miaro, fa misy ny "rituel" izay atao aminy mba ahatonga azy ho FIAROVANA. (Tandremo arak'izany sao misy manome mitovy aminy)
- 𝑴𝒊𝒔𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒊𝒍𝒂 𝒇𝒂𝒅𝒊𝒏𝒂 𝒗𝒆 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒛𝒚 ?
🔹 Raha eo amin'ny sakafo aloha dia tsy misy.
🔹 Raha ny eo amin'ny toetra na fietsika kosa, dia tsy tian'ny KOROAKA ny olona tsy mahalala manampy izay mila famonjena na fanampina mafy.
- 𝑶𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒂𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒏𝒚 𝑲𝑶𝑹𝑶𝑨𝑲𝑨 ?
🔹 Rehefa manana saina misokatra, ary mahalala fa tokony hiaro-tena mialohan'ny zava-dratsy dia afaka mampiasa azy avokoa.
- 𝑨𝒊𝒛𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒆𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚 ?
🔹Na ao antokantrano, na ao antsena, na ao amin'ny toeram-piasana, Rehefa miantona ambony amin'ny rindrina izy dia efa mety.
- 𝑻𝒐𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒃𝒆𝒂𝒏'𝒊𝒛𝒚 𝒊𝒐 ?
🔹Nohezahina ho kelikely ny habeany, mba ho mora ahantona sy tsy hibahana toerana, kanefa mitondra fiarovana. Manodidina ny 3cm eo na ny alavany sy ny sakany.
- 𝑨𝒇𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒊𝒗𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒗𝒆 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒛𝒚 𝒊𝒐, 𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒗𝒆 ?
🔹Tsy resaka ody ratsy na sampy na sikidy ny KOROAKA, fa fitaovana ara-spirituel iray hita maso entina anoherana : Mosavy, Vorika, Sopatra, Tsatoka, Ody ratsy, Hery ratsy samihafa... Noho izany, harao am-bavaka arak'izay finoanao.
- 𝑨𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒆 𝒂𝒏𝒂𝒇𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝒂𝒓𝒚 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒗𝒚 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂 ?
🔹Na aiza na aiza misy anao dia afaka manafatra izany. Iray andro aorian'ny anafarana no mandefa na manatitra azy izahay.
🔹Zavatra ilaina : Daty nahaterahan'olona iray izay mipetraka ao amin'ilay toerana ho asina azy, na ny tompon'ny tsena, na ny tompon'ilay toerana iasana.
Raha te anafatra sy amantatra ny Hasiny : Afaka mandefa SMS (034 98 199 89) na ihany koa mandefa hafatra miafina ao amin'ny pejy Facebook Tsiambaratelom-piainana
==========================
Copyright © by 2NR #Tsiambaratelompiainana
⛔☣🚫 Tandremo ⚠ Ity "publication" ity dia tsy azo adika na atao boky na dia @ ampahany fotsiny ihany aza !!
https://web.facebook.com/tsiambaratelompiainana
(Partagez, zarao raha sitrakao !!)
(Tsidio ny pejy dia ataovy "j'aime" fa ho maro ny zavatra ho hitanao ato !!)
(Ialana tsiny amin'ny tsipelina mety ho diso !!)