(Tsy manaratsy ny fivavahana Kristianina akory izahay raha miteny izany fa milaza ny zavatra nisy).
Afo
Tany
Rivotra
ary Rano
Samy manana ny herim-bintany tsirairay avy ireo.
Zava-dehibe tamin'ny Malagasy ny fijerena azy io taloha, raha misy olona hiaraka hanatanteraka zavatra iray,
Ohatra :
Fa rehefa tonga niditra teto ny fivavahana Kristianina izay nentin'ny vahiny dia nolazain'izy ireo fa finoanoam-poana izany (Nefa ry zareo rehefa angatahana fanampi-panazavana dia hoe sambatra izay mino nefa tsy nahita, saingy tsy any aloha zao ny resaka
).
---------------------------
Sokajy : Afo
Sokajy : tany
Sokajy : Rivotra
Sokajy : Rano
Sokajy : Afo
Sokajy : Tany
Sokajy : Rivotra
Sokajy : Rano
Sokajy : Afo
Sokajy : Tany
Sokajy : Rivotra
Sokajy : Rano
---------------------------
---------------------------
---------------------------
Misy ny olona manakiana ny zavatra toy itony kanefa dia Malagasy, ary tsy vitan'izany fa isan'andro izy nefa dia mihaino na mamaky tononandro (Horoscope) ihany
.
RAHA TOA KA MILA FANAZAVANA FANAMPINY NA MILA FANAMPINA, dia aza misalasala mifandray aminay : SMS, Whatsapp, MP (Facebook), Mailaka. Tsindrio eto
---------------------------
Copyright © by Manjaka Tokana SORABE #Tsiambaratelompiainana
(Partagez, zarao raha sitrakao !!)
(Tsidio ny pejy dia ataovy "j'aime" fa ho maro ny zavatra ho hitanao ato !!)
(Ialana tsiny amin'ny tsipelina mety ho diso !!)
