Bague en Ancien Fer à Cheval forgé à la main. (Tefy Malagasy)
Ny "Fer à cheval" efa taloha be dia :
- Mitondra vintana tsara (Porte bonheur) :
Fitiavana, Vady, Tokantrano, Fahasalamana, Asa, Varotra, Fifaninanana, Fianarana, ...
- Misintona hery tsara (Attirer l'énergie positive)
- Manala sy miaro amin'ny hery ratsy (Eliminer et repousser l'énergie négative)
- Miaro amin'ny vorika sy ny mosavy (Contre la sorcellerie) :
Fikorotanana ara-tokantrano, Fiafina lava, Bokan-trosa, Tsy mahomby nefa efa miasa mafy, Tsy mety tafarina, Tsy
mety mahazo vady, Tsy mety mahazo zaza, ...
- Manala "Stress/Depression" :
Tsy mahita tory, manofy ratsy, Tsindrin'ny mpamosavy, ...
Notefena ho peratra izy io mba anamorana ny fitondrana azy sy ananany endrika tsaratsara eny amin'ilay olona mitondra azy.
Tsy anaovanaovana fahatany anefa izy io, fa misy ny "Rituel" atao aminy mba hifanaraka amin'ilay olona manao azy.
Io dia fitaovana hita maso fa tsy tokony ho adino mintsy ny mivavaka amin'ilay MPahary.
HO AN'IZAY LIANA KA HANAFATRA :
- Tsy maintsy alefa SMS na alefa ao amin'ny Mp ny pejy facebook na alefa "mail" ny Daty nahaterahana feno an'ilay olona hanao azy (ohatra : 01/01/1970)
- Afaka mandefa any aminao foana izahay n'aiza n'aiza misy anao. (Tana, Faritany, any ivelany)
- Afaka manao azy daholo na lahy na vavy.
- Mety foana izay ratsantanana asinao azy.
- Habeany: Diamètre 18,5\20 mm
- Misy fanazavana momban'ny fampiasana azy sy ny - Fomba fitehirizana azy miaraka amin'ilay peratra.
Sarany/Hasiny : 53 000 Ariary
(Livraison : Tana : 0 ariary - Faritany : PA na + Frais colis)
* Voafetra ihany ny isa natao.