
Samy manana ny heviny ny olona raha ny momban'ny ODY RATSY sy ny MOSAVY, ao ny milaza fa TENA MISY ary ao kosa no milaza fa TSIA. Ny azo ambara dia hoe :
- Rehefa mbola tsy voa ianao na ny manodidina anao dia tsy mino ny fisiany ianao mazava ho azy.
- Rehefa sanatria voany na tratrany kosa dia izay vao manaiky fa...