mardi 6 septembre 2022

♂️ 𝗑𝗬 π—™π—œπ—₯π—”π—œπ—¦π—”π—‘π—” 𝗔π—₯𝗔-𝗑𝗒𝗙𝗒 ♀️ sy ny 𝗔π—₯𝗔-𝗣𝗔𝗑𝗔𝗛𝗬

 



⭕ Voajanahary eo amin'ny zava-mananaina rehetra ny firaisana ara-nofo, na amin'ny biby izany na amin-tsika olombelona. Lafiny iray mitana toerana lehibe izy io, satria ankoatran'ny fahafinaretan'ny vatana dia io no mahatonga ny zava-mananaina tsy ho mety lany tamingana.

⚠️ Mila fitandremana be nefa izy io, indrindra fa amintsika olombelona manokana. Tsy hiresaka aretina isika eto, fa ny firaisana ara-nofo izay atao dia misy akony amin'ny ara-panahy ihany koa. Io fanahy io izay mampiavaka antsika olombelona amin'ny zava-mananaina rehetra.

- Betsaka ny olona no mety tsy mahalala izany, na lahy io na vavy, kanefa dia misolosolo sy manao firaisana ara-nofo amin'olona maromaro. Misy aza moa ny an'ny sasany (na lahy io na vavy) rehefa manery ny filΓ na, dia izay olona hita eny ho eny no anaovana izany. (Mpivaro-tena, sns...)

πŸ‘‰ Rehefa manao firaisana ara-nofo ny olona roa, dia misy rohy mifandray ihany koa eo, misy herim-panahy mifampita : Hery tsara (Γ‰nergie positive) sy ny Hery ratsy (Γ‰nergie nΓ©gative).

πŸ‘‰ Fantaro nefa fa ny Hery ratsy (Γ‰nergie nΓ©gative) no mora mifindra kokoa, ary samy hifindrany na ny lahy na ny vavy, fa ny vavy no mora andairany kokoa.

☝️ Ohatra raisintsika voalohany :

☑ Misy tovovavy tanora iray, tsara tarehy, tsara bika. Be mpitia izy arak'izany ka miezaka "mikΓ΄ty" azy ny ankamaroan'ny tovolahy,na ihany koa ny rangahy lehibe mpandraby vola πŸ₯΄. Rehefa maro ny manao aody ka tsy maharitra dia misy voainy amireo. Mety tsy ho roa tsy ho dimy tsy ho folo fotsiny ohatra, izy rahateo tanora ka manararaotra, fa impiry andalo moa ny fahataranorana hoizy teniny. Atao ny fiainana, ny vola raisina, ...

☑ Fa diniho hoe ireny olona ireny dia mety mitondra "Γ‰nergie nΓ©gative" avy any amin'ny misy azy any, ka dia mety hifatratra ao aminy tsirairay avokoa ireo.

☑ Maro ny vokatra ratsy entin'izany : Mety tsy ho tafiditra anaty fanambadiana, Mety hisy haka vady ihany fa mitsipozipozy na mijaly ampanambadiana, mety tsy ahazo na tsy ahavanona taranaka, sns... Tsy ilay safidy no ratsy fa ny hery ratsy no efa ao.

✌️Ohatra ihany koa :

☑ Mpivady anaty tokantrano. Ny iray na izy roa amin'ireo mampirafy any ivelany. Ilay olona hiarahana any nefa mety ho olona feno ilay "Γ‰nergie nΓ©gative". Mety ho olona bokan-trosa, mety mitsotsoro-bintana, tototrin'ny ozona, misy vorika na mosavy, Na ihany koa sendra tafaraka vadin'olona misy π…πˆπ€ππƒπ‘π˜ fa tsy nahalala.

☑ Tonga ao an-tokantrano ireo zavadratsy avy eo, satria mifamindra izany indray ireo mpivady.
Any ilay tokantrano ka tsy mety tafarina, bokan-trosa, mifofotra mafy manao izay azo atao fa tsy mahomby, findran'ny ozon'olona, miady lava, tsy misy fahasambarana. Raha sanatria ka ilay π…πˆπ€ππƒπ‘π˜ no azo tany ivelany dia ankoatran'ny tokantrano mikorotan-dava, dia mahatonga tsy fahazoana zaza ihany koa ny π…πˆπ€ππƒπ‘π˜, satria io dia TSATOKA ireo ataon'ny tompom-bady. (𝑇𝑠𝑦 β„Žπ‘œπ‘’ π‘Ÿπ‘Žβ„Žπ‘Ž π‘ π‘’π‘›π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘ π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž 𝑑𝑠𝑦 π‘šπ‘’π‘‘π‘¦ π‘šπ‘Žβ„Žπ‘Žπ‘§π‘œ π‘§π‘Žπ‘§π‘Ž π‘Žπ‘˜π‘œπ‘Ÿπ‘¦ π‘‘π‘–π‘Ž π‘Žπ‘›π‘‘π‘’β„Žπ‘Ž β„Žπ‘–π‘Žπ‘‘π‘¦ π‘šπ‘–π‘£π‘Žπ‘‘π‘¦ β„Žπ‘œπ‘’ π‘›π‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘Ÿπ‘Žπ‘“π‘¦ 𝑖𝑧𝑦 π‘Žπ‘› ! π‘“π‘Ž π‘Žπ‘›π‘‘π‘œπ‘›π‘¦ π‘–π‘Ÿπ‘Žπ‘¦ π‘Žπ‘›π‘–π‘ π‘Žπ‘›π‘¦ π‘–π‘œ.
(πΈπ‘“π‘Ž 𝑛𝑖𝑠𝑦 π‘Žπ‘Ÿπ‘‘π‘–π‘π‘™π‘’ π‘šπ‘Žπ‘›π‘œπ‘˜π‘Žπ‘›π‘Ž π‘šπ‘œπ‘šπ‘π‘Žπ‘›'𝑛𝑦 𝑑𝑠𝑦 π‘šπ‘’π‘‘π‘¦ π‘šπ‘Žβ„Žπ‘Žπ‘§π‘œ π‘§π‘Žπ‘§π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›'𝑛𝑦 𝑝𝑒𝑗𝑦, π‘Žπ‘“π‘Žπ‘˜π‘Ž π‘—π‘’π‘Ÿπ‘’π‘›π‘Ž π‘Žπ‘›π‘¦ π‘Žπ‘šπ‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘Žπ‘›π‘¦ π‘Ÿπ‘Žβ„Žπ‘Ž π‘šπ‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘–π‘Žπ‘›π‘Ž)

☑ Maro ny olana entiny eny amin'ny fiaraha-monina eny, na lahy na vavy, fa ohatra fotsiny ireo nolazaina ireo.

⚠️ Mila fitandremana be arak'izany ny fanaovana FIRAISANA ARA-NOFO, satria misy akony be amin'ny tontolo ARA-PANAHY.
Fantaro fa raha misy olona iray manambola be akory, na hoe manana izay ilaina, dia midika izany fa tsara anaovana firaisana satria sao mba mamindra ny hery tsarany, fa mety ilay hery ratsy avy aminy no tafafindra aminao. Ka sao ianao lasa ilay fitenenana hoe : "Fanariana maloto"

☢️ π…π€ππ“π€π‘πŽ π€π‘π˜ π‡π€πƒπˆπ€πƒπˆπŽ 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 π€π‹πŽπ‡π€ 𝐍𝐘 πŽπ‹πŽππ€ πˆπ™π€π˜ π‡π€ππ€πŽπ•π€ππ€ π…πˆπ‘π€πˆπ’π€ππ€.

=============

⭕ π‘𝐀𝐇𝐀 πŒπˆπ’π˜ π…π€ππŽππ“π€ππˆπ€ππ€ 𝐍𝐀 πŒπˆπ‹π€ π…π€ππ€πŒππˆπ€ππ€, πƒπˆπ€ 𝐀𝐙𝐀 πŒπˆπ’π€π‹π€π’π€π‹π€ πŒπ€ππƒπ„π…π€ 𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀 πŒπˆπ€π…πˆππ€ (𝐌𝐏) π€πŒπˆππ€π˜. Tsindrio eto

✍️ Ho resahintsika eto amin'ny manaraka ny hoe :
𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 π’Žπ’‚π’‰π’‚π’•π’π’π’ˆπ’‚ π’π’š 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 π’Žπ’Šπ’‚π’π’Œπ’Šπ’π’…π’π’‰π’‚ π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š "𝑴𝑨𝑺𝑻𝑼𝑹𝑩𝑨𝑻𝑰𝑢𝑡" ? π’”π’š π’π’š π’—π’π’Œπ’‚π’•π’“π’‚ 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒂 π’“π’‚π’•π’”π’š π’†π’π’•π’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’π’š.


==============
Copyright © by 2NR #Tsiambaratelompiainana
⛔☣🚫 Tandremo ⚠ Ity "publication" ity dia tsy azo adika na atao boky na dia @ ampahany fotsiny ihany aza !!
https://web.facebook.com/tsiambaratelompiainana
(Partagez, zarao raha sitrakao !!)
(Tsidio ny pejy dia ataovy "j'aime" fa ho maro ny zavatra ho hitanao ato !!)
(Ialana tsiny amin'ny tsipelina mety ho diso !!)