mardi 27 juin 2023

♨️ 𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗠𝗣𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔, 𝗙𝗔 𝗛𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗔 🙏

Ahitana endriny sy fisehony maro ny fiainana, na ihany koa hoe ny fiaraha-monina iainantsika, eny amin'ny tontolo misy antsika rehetra eny. Misy ny tena tsara sy mahafinaritra. Fa misy ihany koa nefa ireo izay tena mahasorena sy mahatezitra ary tena mahasosotra. Toetra voajanahary ao amintsika olobelona matetika ny fahatezerana,...