Satria anisan'ny be mpanontany ao amin'ny hafatra miafina, ka ndao ho resahina kely.
Tsy anazava be ny atao hoe "𝐌𝐚𝐬𝐭𝐮𝐫𝐛𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧" isika. Fa ny fehiny dia hoe : Fanomezana fahafinaretana ny vatana, ka ahatongavana @ "Orgasme", amin'ny alalan'ny tena ihany.
Ny tena ho velabelarin-tsika dia ny hoe :
- Inona ny lafitsarany ny amin'ny fanaovana izany ?
- Ary inona ny lafiratsiny ?
Na ho an'ny lahy io na vavy.
Ny eto amin'ny pejy dia ny lafiny ara-panahy hatrany no tena resahina. Fa na izany aza dia hitanisa vitsivitsy @lafiny ara-pahasalamana ihany isika.
A̳R̳A̳-̳P̳A̳H̳A̳S̳A̳L̳A̳M̳A̳N̳A̳
𝑳𝒂𝒇𝒊𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒚 :
Tsy ahazoana aretina mifindra
Tsy voatery mila olona vao mahazo fahafinaretana
Manatsara ny fitempon'ny fo
Mapatanora endrika raha atao @antoniny.
Mandamina ny raritsaina (Stress)
Mampitombo ny torimaso
Ahalalana momban'ny vatana, toy ny hoe aiza avy ny teboka manaitra (point d'excitation), toy ny ahoana ny ahatongavana amin'ny fahafinaretana ambony indrindra.
- ...
𝑳𝒂𝒇𝒊𝒓𝒂𝒕𝒔𝒊𝒏𝒚 :
Mampiena ny filàna iray ara-nofo amin'olona miaraka.
Manena ny fitadidina.
Mahakely aina
Mapa-mora antitra raha be loatra (Tokony tsy hiaotra ny 3 fois/semaine)
Mampiena ny tanjakin'ny ranonaina, na ho an'ny vavy na lahy, ka mety lasa tsy mampiteraka.
Mahavoa ny "cancer prostate" raha be loatra.
- ...
A̳R̳A̳-̳P̳A̳N̳A̳H̳Y̳
Ny lafiny ratsy avy hatrany no tonga dia ho resahina,satria dia mampisy akony ratsy be amin'ny ara-panahy tokoa ny fanaovana ny "𝐌𝐚𝐬𝐭𝐮𝐫𝐛𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧". Tsy ho an'ny vavy ihany, fa na amin'ny lahy ihany koa aza. Fa ny vavy no mora tratra kokoa.
Tsy hilaza "therme" betsaka isika fa ezahina hahitsy arak'izay hazahoan'ny rehetra azy.
Misintona herim-panahy ratsy ny fanaovana "masturbation". Izay mahatonga fisian'ilay atao hoe : 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐃𝐘. Io FANAHY MANAMBADY io avy eo no manosika ilay olona hi-"masturber" foana, ka lasa miankindoha tanteraka amin'izany avy eo. Miseo avy eo ny fanofisana manao firaisana,izay tena re sy tsapan'ny vatana mihitsy hoe nanao firaisana, fa kosa tamin'ny alalan'ny nofy. Efa ilay 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐘 iny.
Mampisy akony ratsy amin'ny fiainan'ilay olona ilay izy avy eo, raha tsy ilaza afats'ireto tanisaina ireto :
Tsy tafiaraka mateza amin'olona. Miarakaraka kely dia misaraka, dia toy izay foana.
Kizitin-dava sy tsy tia mifandray amin'olona.
Lasa manana olana amin'ny fanaovana firaisana ara-nofo ( Maina, tsy mahavelona, tsy manana hery ampy anaovana firaisana, ...)
Tsy mahatafiditra amin'ny fanambadiana.
Raha efa anaty tokantrano dia mikorotana sy miady lava.
Mila mitandrina fa mitarika hatrany amin'ny fahafatesan'ny vady na olona miaraka mihitsy.
- ...
Satria io 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐃𝐘 io dia te hifehy anao irery. Ka sakanany daholo izay mety ho fifandraisana ara-fitiavana.
Rehefa misy anio FANAHY MANAMBADY io dia lasa misy ilay atao hoe 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘. Izay mety mahatonga tsy fahazoana zaza, izany hoe tsy mety miteraka.
Mampihiba ny "𝒏𝒊𝒗𝒆𝒂𝒖 𝒔𝒑𝒊𝒓𝒊𝒕𝒖𝒆𝒍" ihany koa ny fanaovana masturbation matetika loatra. Ny fifehezan'ilay hery ratsy no mahatonga izany.
Ary indrindra fa fantaro fa isakin'ny misy ranon'aina mivoaka amin'ny olona iray, izay natao tamin'ny alalan'ny "masturbation", dia misy ampahan'ny vatana miala sy very, ka lasa mampihiba izay "𝒏𝒊𝒗𝒆𝒂𝒖 𝒔𝒑𝒊𝒓𝒊𝒕𝒖𝒆𝒍" izay.
𝙉𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 "𝙢𝙖𝙨𝙩𝙪𝙧𝙗𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣" 𝙚𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙩𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 :
Misy ianareo izay manoratra ao amin'ny hafatra miafina, na manao fizahana (consultation) no omenay torohevitra hanao masturbation eo amin'ny fitaratra. Misy kosa nefa no raranay.
Fa inona ary no antony ? Rehefa inona dia mety fa rehefa inona dia tsia ?
Rehefa hitanay fa tsy mbola mitoetra eo aminao ilay 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐃𝐘, na ihany koa hoe tsy mbola matanjaka ilay herim-panahy ratsy ao anatinareo, dia mamporisika ary manamafy mihitsy izahay, ny TSY ANAOVANA "masturbation" manoloana ny fitaratra. Fa mampitombo ny herin'ilay Fanahy ratsy.
Mifanohitra amin'izay indray nefa. Raha toa ka hitanay fa efa tena eo aminao ilay 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐇𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐃𝐘, ary efa manisy ireo akony ratsy mihitsy. Dia manome torohevitra izahay ny anaovana "masturbation" manoloana ny fitaratra, fa manampy ny amin'ny fanalana ilay fanahy ratsy ny fanaovana izany. Manampy ny traitement izay atao.
Ny fanontanina mipetraka matetika dia ny hoe :
𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐄 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐒𝐓𝐔𝐑𝐁𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 ? 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐧𝐲 : 𝐄𝐍𝐘, afaka hialana tsara mihitsy.
𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗡𝗧𝗔𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔, 𝗗𝗜𝗔 𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗟𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘𝗙𝗔 𝗛𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔 (𝗠𝗣) 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬.
==============
Copyright © by 2NR #Tsiambaratelompiainana
Tandremo Ity "publication" ity dia tsy azo adika na atao boky na dia @ ampahany fotsiny ihany aza !!
(Partagez, zarao raha sitrakao !!)
(Tsidio ny pejy dia ataovy "j'aime" fa ho maro ny zavatra ho hitanao ato !!)
(Ialana tsiny amin'ny tsipelina mety ho diso !!)